Entry mananetinkena (mananety, hena)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Didin-kena manaraka ny voan-kena na ny hena eo amin' ny tampon-damosin' ny omby [Rajemisa 1985]
French translation   la partie supérieure des côtés du boeuf qui longe l'épine dorsale, aloyaux du boeuf [Abinal 1888]
Vocabulary  
Synonyms   mananety ~ mananetiny

Updated on 2011/10/30