Entry manandrandra (andrandra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manatraka; mampitraka ny loha
¶ Manantena: Manandrandra ny fahombiazana izy [Rajemisa 1985]
English definition to erect the head; to cause one to look upright; to expect something. [Richardson 1885]
Morphology 
manandrandra
nanandrandra
hanandrandra
manandrandrà

Entry manandrandrà (andrandra)
Part of speech imperative of active verb manandrandra [full list]

2012/03/28