|
|
|
|

Entry1  manamboninahitra
Elementary words  2 manana, 3 voninahitra
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 enti-milaza ireo mpitondra na ny miaramila manana galona ambony
6 Miaramila ambony galona na laharana [1.1]
Explanations in English  7 An officer in the army, a person of rank. [1.2]
8 an officer of the palace or of the armed forces [1.7]
Explanations in French  9 qui a un grade, officier; par extension, tous ceux qui sont en dignité [1.3]
10 officier du palais ou de l'armée [1.8]
11 « ceux qui possèdent les honneurs », les officiers de l'armée de Radama 1er et par extension tous les dignitaires du royaume [1.196]
Examples  12  Ary ny manamboninahitra sasany dia naneso sy nihomehy ka nanao hoe: [2.293]
13  Hotifirina ampitso ireo manamboninahitra nitana ny miaramila avy any Ambositra [2.324]
14  Hoy ilay manamboninahitra namako. [2.471]
15  Nanjombona endrika daholo ny Vazaha rehetra, toy izany koa ny manamboninahitra malagasy. [2.472]
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/09