| Entry | 1 manala andro |
| Elementary words | 2 manala, 3 andro |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 manao zavatra mba handaniana andro ka tsy hahatsiarovana ny fahelan; manao kilalao na resaka mahavery dia mba handaniana ny fotoana [1.1] |
| Explanations in English |
6 to waste one's time, to spend one's days in play, to play. [1.2] |
| Explanations in French |
7 passer le temps, tuer le temps, se distraire [1.3] |
| Updated on 2025/09/12 |
|