| Entry | 1 manala ahidratsy |
| Elementary words | 2 manala, 3 ahitra, 4 ratsy |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 manongotra na misoroka na mamono ny zavamaniry hafa ankoatra ny voly [1.13] |
| Explanations in French |
7 désherber, sarcler [1.13] |
| Updated on 2025/10/11 |
|