Entry (1/2) | 1 manakotrana |
Root | 2 kotrana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manozongozona, manofokofoka: Misy manakotrana ny varavaranay rahalina Manahirana, manelingelina: Misy tebiteby manakotrana azy andro aman' alina Mampikorontana: Tsy misy afaka hanakotrana ny fihavanantsika [1.1] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 9 manakotràna |
Root | 10 kotrana |
Part of speech | 11 imperative of active verb manakotrana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] |
Explanations in French |
13 [1.3] |
Anagrams | 14 manakotràna, manakotrana |
Updated on 2025/09/19 |
![]() |