| Entry (1/2) | 1 manakombona |
| Root | 2 kombona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mampifanatona zavatra roa mihataka ka manao izay hifanaronany: Manakombona ny tanana.
5 tandremo fa na dia mitovy aza ny hevitra, ny fiteny samy hafa: Manakombona boky, manakatona varavarana, manakimpy ny maso. [1.1] |
| Explanations in English |
6 to close the lips or a book, etc.
[1.7] |
| Explanations in French |
7 fermer les lèvres; fermer un livre, etc.
[1.8] |
| Examples |
8 Aza manakombona ny vavan' ny omby mively vary.
[2.996#]
|
| Morphology |
|
| Analogs | 13 manakatona, 14 manakimpy |
| Entry (2/2) | 15 manakombòna |
| Root | 16 kombona |
| Part of speech | 17 imperative of active verb manakombona [Full list] |
| Anagrams | 18 manakombòna, manakombona |
| Updated on 2025/11/12 |
|