Entry manakambina (sakambina)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manodidina na mamihina amin' ny sandrintanana ny valahan' ny olona miara-mamindra amin' ny tena [Rajemisa 1985]
Morphology 
manakambina
nanakambina
hanakambina
manakambìna

Entry manakambìna (sakambina)
Part of speech imperative of active verb manakambina [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

Updated on 2013/03/18