Entry | 1 manaja tena |
Elementary words | 2 manaja, 3 tena |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 tsy mampiseho toetra na fomba ratsy mety hanala baraka tena, fa vonona hitana ny laza soa ananana; io fomban-piteny io koa anefa dia enti-milaza ireo miolonolona tsy mety hihosinkosina amin' ny raharaha iraisana, fa toa mihatakataka [1.1] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |