| Entry | 1 mikaretoka |
| Root | 2 karetoka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manaikitra namiketoka miaraka amin' ny feo mitsaka amin' ny fanaikerana an' ilay zavatra: Mikaretoka ny nifin' ny alika rehefa mihinam-javatra [1.1] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/09/12 |
|