Entry manahona (ahona)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mampijanona, mampiato, manemotra: ny haratsian' ny andro no nanahona ny dianay [Rajemisa 1985]
English definition   to stop a person or thing, to cause to halt, to cause to leave off. [Richardson 1885]
Morphology  
manahona
nanahona
hanahona
manahòna

Entry manahòna (ahona)
Part of speech   imperative of active verb manahona [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French definition   [Abinal 1888]

2013/03/18