Entry (1/2) | 1 manahoana |
Elementary words | 2 manao, 3 ahoana |
Part of speech | 4 active verb |
Explanations in Malagasy |
5 Teny entina manontany ny fahasalamana ka ampiasaina ho fiarahabana: Manahoana, tompoko ò Entina manontany mandalina, mamototra momba ny toetoetran' ny zavatra iray: Manahoana ny fianarana, r' Ikoto [1.1#580] |
Examples |
6 manahoana ny havany?... manahoana ny taniny?... manahoana ny fasany? manahoana ny ankiziny?... manahoana ny tompony?...
[1.318]
|
Entry (2/2) | 7 manahoana |
Root | 8 ahoana |
Part of speech | 9 adjective |
Explanations in Malagasy |
10 Be dia be: olona manahoana no nitsena ny Filohan' ny Nosy [1.1#580] |
Anagrams | 11 hamoanana, 12 mahanoana, 13 manahoana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |