| Entry (1/2) | 1 manafintohina |
| Root | 2 tafintohina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manao izay mahatezitra: Manafintohina mihitsy io zaza io
5 Manao toetra tsy mendrika kamitarika ny hafa hanao toy izany: Loza ho an' izay manafintohina ny zaza madinika [1.1] |
| Explanations in English |
6 to trip; to give offense
[1.7] |
| Explanations in French |
7 faire broncher, faire trébucher, faire faire un faux pas
8 scandaliser, irriter [1.3] 9 faire broncher; scandaliser [1.8] |
| Examples |
10 Tsy sahy anefa, sao manafintohina olona.
[2.4#]
11 Tsy hanao fitafiana elatr' angidina manafintohina. [1.262#] 12 Tsy mahalala tsy tiana fa misisitsisika manafintohina. [2.643#] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 17 manafintohìna |
| Root | 18 tafintohina |
| Part of speech | 19 imperative of active verb manafintohina [Full list] |
| Anagrams | manafintohìna, manafintohina |
| Updated on 2025/11/21 |
|