|
|
|
|

Entry1  manafin-tavy
Elementary words  2  manafina, 3  tavy
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  enti-milaza ny biby ompiana izay tsy dia hita ho matavy ety ivelany, fa rehefa rasaina vao hita [1.1]

Updated on 2025/09/12