| Entry | 1 mampikombona |
| Root | 2 kombona |
| Part of speech | 3 active verb |
| Examples |
4 Izaho hampiteraka, nefa hampikombona indray va?
[2.996]
5 Mba hampikombona ny molotr' ise tsy haneso ahy intsony, dia averiko indray fa nisy hasambarana tsy roa aman-tany voatsapako tamin' ny fiarahako tamin-jazavavy iray fony izaho mbola zaza. [2.5#47] |
| Morphology |
|
| Updated on 2026/02/26 |
|