Entry mampihorohoro (horohoro)
Part of speech active verb
Examples 
1Teo amin' ny kristiana kosa ny fasana dia nanjary nanana hevitra mampihorohoro. [2.285]
2Ny fitondrana mampihorohoro indrindra, tamin' ny andron' i Mosesy, dia ny nampitoraihana vato ho faty an' ilay lehilahy anankiray nanangona kitay tamin' ny andro Sabata Nom. [1.38]
Morphology 
Present : mampihorohoro, mampihorohoron', mampihorohoron-, mampihorohorom-
Past : nampihorohoro, nampihorohoron', nampihorohoron-, nampihorohorom-
Future : hampihorohoro, hampihorohoron', hampihorohoron-, hampihorohorom-

Updated on 2023/01/20