Entry mampihantona (hantona)
Part of speech active verb
Explanations in English To hang up; to bring about a pause, to suspend something [1.7]
Explanations in French Suspendre; interrompre [1.8]
Examples Amin' ireo trangan-javatra voalaza etsy ambony ireo, ny fampakaran-draharaha eo amin' ny Fitsarana Avo momba ny Lalàmpanorenana dia mampihantona ny fe-potoana tokony hamoahana ny lalàna hanan-kery. [1.320]
Morphology 
Present : mampihantona
Past : nampihantona
Future : hampihantona
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/10/21