|
|
|
|

Entry1 mampifanolana
Root  2tolana
Part of speech  3 active verb
Explanations in French  4 entrelacer [1.4.fr#310, 1.66.fr#359]
Examples  5 Momba ireo kandidà mampifanolana, Andry Rajoelina, Lalao Ravalomanana ary Didier Ratsiraka, aoka izy haneho ny maha olom-pirenena tia tanindrazana azy ka hanaiky fa, na dia nankatoavin' ny CES aza ny filatsahany hofidiana dia nahitana zavatra tsy miady teo anatrehan' ny lalàna sy ny toky nomeny ampahibemaso. [4.27]
Morphology 
6 Present :
7 Past :
8 Future :

Updated on 2025/09/12