Entry mampifanatrika (atrika)
Part of speech   active verb
French translation   [Abinal 1888]
Examples   Tsorina anefa fa ny isan' ny mpikambana ao amin' ireo filankevi-paritra, mpikambana 5 hatramin' ny 14, vitsy dia vitsy izany, dia tsy ahafahana mampifanatrika hevitra maro arahina fifidianana. [ ]
Morphology  
mampifanatrika
mampifanatrik'
mampifanatri-
nampifanatrika
nampifanatrik'
nampifanatri-
hampifanatrika
hampifanatrik'
hampifanatri-

Updated on 2015/10/28