| Entry | 1 mampianatra |
| Root | 2 anatra |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manao izay hampahay zavatra olona, manoro; mampahazo fahaizana na fahalalana na fahakingana manao zavatra: Mampianatra manao tsihy [1.1] |
| Explanations in English |
5 to teach [1.7] |
| Explanations in French |
6 enseigner [1.8] |
| Examples |
7 Nefa samy miezaka mampianatra ny zanany avokoa.
[2.332#]
8 Inona ny tenim-pirenena tianao hoenti-mampianatra? [4.27#] |
| Morphology |
|
| All compound words | 13 teny enti-mampianatra |
| Vocabulary | 14 Education |
| Anagrams | 15 mampianatra, 16 manampaitra |
| Updated on 2025/10/08 |
|