Entry mampahay (hay)
Part of speech   active verb
English translation   to make to be clever, competent, or able to do anything. [Richardson 1885]
French translation   rendre savant, capable, habile [Abinal 1888]
Examples  
1Fa mampiloa-bava ny moana ny fahendrena, ary mampahay mandahatra ny lelan' ny zaza. [Baiboly: 27.10.21]
2Ny fianarana ihany no mampahay, ary adala izay olona tsy manao izay tratry ny ainy mba ho tonga mahay. [Rakotozafy: Ratsimba, page 8]
Morphology  
mampahay
nampahay
hampahay
Synonyms   mankahay

Updated on 2017/07/02