Entry mamorofotra (forofotra)
Part of speech adjective
Malagasy definition Rakotra bontaimbontsina kely be dia be: Indray andro ihany dia nivoaka ny bonibonin' Ilita; namorofotra daholo ny kibony sy ny lamosiny [Rajemisa 1985]
English definition affected with scabies. [Richardson 1885]
French definition atteint, couvert d'une éruption cutanée [Abinal 1888]
Vocabulary 
Morphology 
mamorofotra
namorofotra
hamorofotra

2012/06/20