| Entry (1/2) | 1 mamora |
| Root | 2 fora |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandidy foitra: Mamora zaza [1.1] |
| Explanations in English |
5 to circumcise [1.2, 1.7] |
| Explanations in French |
6 circoncire [1.8] |
| Examples |
7 Izao no fanao : isam-pito taona no mamora.
[1.437#]
8 Asa na mamora ny zanany ireo Mikea niorim-ponenana ivelan'ny ala ireo na tsia. [2.508#] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 13 mamorà |
| Root | 14 fora |
| Part of speech | 15 imperative of active verb mamora [Full list] |
| Anagrams | 16 mamorà, mamora, 17 morama |
| Updated on 2025/10/18 |
|