|
|
|
|

Entry1  mamono lalana
Elementary words  2 mamono, 3 lalana
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 1) misakana na manisy fefy ny lalana tsy ho azo aleha.
6 2) anambarana koa ny olona manao zavadratsy amin' ny asa ataony, ka tsy afaka miverina hahazo soa amin' ny raharahany intsony. [1.1]
Explanations in French  7 prohiber, interdire un chemin, empiéter sur le chemin, le prendre. [1.3]

Updated on 2025/09/12