Entry mamono hira (vono, hira)
Part of speech expression
Malagasy definition tsy manaraka ny tena hira fa mampidina ambany na mampakatra avo, ary dia simba ny hasoan' ny hira fa tsy aralia ny tena izy [Rajemisa 1985]
French definition faire détonner, faire baisser la voix [Abinal 1888]

Updated on 2012/06/20