Entry mamono dia (vono, dia)
Part of speech expression
Malagasy definition 1) manao izay tsy hahitan' ny mpanaraka ny alehan' ny tena ka mivilivily sy mody mitamberimberina na mandiso ny lalan-kaleha, fa tsy any amin' izay efa noheverina
¶ 2) mamboatrasy mandamina tsara ny tany voasa ary ny bainga voavadika [Rajemisa 1985]
English definition to get into step. See vono dia [Richardson 1885]
French definition changer le pas, prendre le pas [Abinal 1888]

Updated on 2013/08/19