Entry mamola-tany (folaka, tany)
Part of speech   expression
Malagasy definition   [ mamolatany ] [Taisaka] miasa tany [Rakotosaona 1972]
   miasa ny tany, manamboatra azy tanteraka mba hahazoana vokatra tsara betsaka [Rajemisa 1985]

Updated on 2011/09/13