| Entry | 1 mamitsoka |
| Root | 2 fitsoka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mamely, manisy: Mamitsoka tehamaina
5 Mandany: Tamin' ny soavaly no namitsohan-dry Rabe mivady ny volany rehetra 6 Manao tsara mihoatra noho...: Namitsoka indrindra tamin' ny mpianatra namany rehetra izy [1.1] |
| Explanations in English |
7 to beat, to flog, to strike, to smite.
[1.2] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 12 mamitsoka, 13 mamokatsy, 14 mamotsika, 15 mikatsamo, 16 mitsomaka |
| Updated on 2025/11/17 |
|