Entry fitsoka
Part of speech noun
Malagasy definition Famelezana amin' ny rantsan-kazo madinika, amin' ny teny maharary; fandaniana; fivarotana; fangalarana; fanaovana asa na zavatra vita tsara [Rajemisa 1985]
English definition In Imerina it means a rod, a horse-whip, a twig, a flexible cane. See kapoka, vely. [Richardson 1885]
French definition action de flanquer un coup, de lancer un coup, des paroles, de dépenser, de vendre, de gripper, de faire rondement, parfaitement [Abinal 1888]
Derivations 

Entry fitsoka
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina mitsoka na mandefa rivotra amin' ny vava: Tsy toy izao no fitsoka afo, ry Bozy
¶ Toetran' ny rivotra heno toa mifafy na mikapoka: Malefaka ny fitsokan' ny rivodranomasina androany [Rajemisa 1985]
English definition  [Provincial] whistling in a jocular manner [Richardson 1885]
Examples Tery amin' ny tendron-kazo toa nisy rivotra mahery fitsoka ihany fa nampihofahofa sy nampidoladola ny laingo malefaka rehetra; [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 69]

2017/08/24