| Entry (1/2) | 1 mamitrana |
| Root | 2 vitrana |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manjaitra (zavatra) roa mba hitambatra ho iray: Iza no namitrana ireto tsihy ireto.
5 Mampirindra (fiha vanana tapaka): Izy no namitrana ny fihavananay ka isaory izy. [1.1] |
| Explanations in English |
6 to sew together by the edges; to join lengthwise.
[1.7] |
| Explanations in French |
7 coudre ensemble ou joindre dans le sens de la longueur.
[1.8] |
| Examples |
8 Ny mampianatra adala, dia mamitrana vilany tany vaky
[2.996#]
|
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 13 mamitràna |
| Root | 14 vitrana |
| Part of speech | 15 imperative of active verb mamitrana [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 16 mamitràna, mamitrana |
| Updated on 2025/11/12 |
|