Entry mamita (vita)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Manatanteraka, manatontosa, manapitra, manao hatramin' ny farany: Mbola mamita kely ny taratasy ho an-janako aho fa aza kotabaina ~ Hamita ny trosan-dRabe amiko aloha aho vao hanao trano
¶ Manapaka, mamarana: Mamita ny fifanekeny ry zareo ao avaratra [Rajemisa 1985]
English translation   to finish, to complete [Hallanger 1973]
French translation   terminer, achever [Hallanger 1974]
Morphology  
mamita
namita
hamita
mamità

Entry mamità (vita)
Part of speech   imperative of active verb mamita [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French translation   [Abinal 1888]

Updated on 2013/03/11