Entry mamiravira (viravira)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mikitakita, mikitakitaka, manao ratsy fitondra: Tsy tokony hamiravira ny kamboty mihitsy ianao
¶ Mandrairay befahatany, mamozafoza: Tsy manandraharaha afa-tsy ny mamiravira taratasy fotsiny izy
¶ Mandrirodrirotra, misaritsarika: Nahatsiravinany nahita ireo andian' alika namiravira ilay sakanay [Rajemisa 1985]
English definition to tear, to rend [Hallanger 1973]
French definition tirailler et déchirer, maltraiter; dévorer [Hallanger 1974]
Morphology 
mamiravira
namiravira
hamiravira
mamiravirà

Entry mamiravirà (viravira)
Part of speech imperative of active verb mamiravira [full list]

Updated on 2020/07/31