| Entry | 1 mamindra hahy |
| Elementary words | 2 mamindra, 3 hahy |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 misambo-bola amin' olona mba hanefana trosan' olon-kafa, mba bandoavana volan' olon-kafa nosamborina ihany koa [1.1] |
| Explanations in English |
6 to borrow money to pay a debt, and thus becoming more involved in debt. [1.2] |
| Updated on 2025/09/12 |
|