| Entry (1/2) | 1 maminavina |
| Root | 2 vinavina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manombana: Ohatrinona ny volanao very raha naminavina ny fatiantokao ianao?
[1.1] |
| Explanations in English |
5 to evaluate, to estimate
[1.7] |
| Explanations in French |
6 évaluer
[1.8] |
| Examples |
7 Bina kosa, mivadibadika tsy mahita tory, maminavina sahady izay hanaovany ny tokantranon' izy sy Ikemba raha afaka herintaona any!
[2.499#]
|
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 12 maminavinà |
| Root | 13 vinavina |
| Part of speech | 14 imperative of active verb maminavina [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | maminavinà, maminavina |
| Updated on 2025/11/21 |
|