| Entry (1/2) | 1 mamiko |
| Root | 2 hamy |
| Part of speech | 3 adjective mamy and pronoun |
| Examples |
4 dia sitrako, ry ambanilanitra, dia mamiko, ry ambanilanitra
[2.48#1116]
5 Ary tamin'izay dia nahatsiaro aho ka nahita; ary mamiko ny torimasoko [2.996#30:031:026/Jeremia 31:26] |
| Entry (2/2) | 6 mamiko |
| Part of speech | 7 active verb |
| Explanations in Malagasy |
8 [Betsimisaraka] mikapoka amin'ny tady
[1.78] |
| Anagrams | mamiko, 9 mamoky |
| Updated on 2026/02/04 |
|