Entry mamiaka (piaka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Taimoro] manamangana, manimba [Rakotosaona 1972]
   [Tanosy] mifiaka (fary) [Rakotosaona 1972]
   Manapaka, miaraka amin' ny feo kely heno: Mamiaka rantsankazo [Rajemisa 1985]
English definition   same as mipiaka [Richardson 1885]
Morphology  
mamiaka
namiaka
hamiaka
mamiaha
Synonyms   manapiaka ~ mipiaka

2012/11/17