Entry | 1 mipiaka |
Root | 2 piaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tapaka, ka misy feo heno amin' izany: Mipiaka ity hazo ity raha vao aforitra Misy feo kely heno rehefa foizina: Mipiaka ny hao Milalao karatra [1.1] |
Explanations in English |
5 to break off, to snap off. [1.2] |
Morphology |
|
All compound words |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word mipiaka |
Anagrams | 12 mipaika, 13 mipiaka, 14 mpiaika |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |