Entry | 1 mamelon-jana-baratra |
Elementary words | 2 mamelona, 3 zana-baratra |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 mitaiza zaza tsy mahay mankasitraka ny soa natao azy; manao soa olona tsy mahay mankasitraka [1.1] |
Proverbs | 6 Proverbs containing the word mamelon-jana-baratra |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |