Entry mambomba (bomba)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mandrakotra (filaza ny reny misakobona ny zanany ao anaty lamba, eo am-pofoany), manarona: Mambomba ny zanany ao anaty lamba Rasoa fa mangatsiaka ny andro [Rajemisa 1985]
 ny tena hevitry ny hoe mambomba dia mandrakotra amin'ny ila lamba itafiana [Rajemisa: Fiteny 4 page 43]
English definition to cover, as a hen covers her chickens. see manomba [omba] [Richardson 1885]
French definition couvrir [Abinal 1888]
Morphology 
mambomba
nambomba
hambomba
mambom
Synonyms manomba

Entry mambombĂ  (bomba)
Part of speech imperative of active verb mambomba [full list]
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition  [Abinal 1888]

2016/09/13