| Entry | 1 mamatonalina |
| Elementary words | 2 mamatona, 3 alina |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 misasak' alina [1.1] |
| Explanations in English |
6 midnight, nighttime [1.7] |
| Explanations in French |
7 minuit, la nuit [1.8] 8 [mamatona alina] Au milieu de la nuit, à minuit [2.415#6580] |
| Examples |
9 mamatonalina, sa efa hadiva haraina?
[2.529]
10 Tsy sahy niaka-bohitra tamin' ny mamatonalina anefa fa niandry ny andro ho maraina. [2.643#] |
| Vocabulary | 11 Time |
| Synonyms | 12 misasakalina |
| Updated on 2025/10/07 |
|