| Entry (1/2) | 1 mamarina |
| Root | 2 varina |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manosika am-pidinana, manjera: Nitetika hamarina an-tevana an' Imboasalama zanak' anabaviny Andrianjafy, ka izany no nahatonga ilay fitenenana: "anadahin-dreny mamarina an-kady"
5 Mandefa any an-tsiraka, any am-pita: Lasa namarina omby any Toliara izy [1.1] |
| Morphology |
|
| Entry (2/2) | 10 mamarina |
| Root | 11 vary |
| Part of speech | 12 imperative of active verb mamary [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
13 [Antambahoaka] manomboha!
[1.78] |
| Anagrams | mamarina, 14 mamirana |
| Updated on 2026/02/04 |
|