|
|
|
|

Entry1  mamantam-bonona
Elementary words  2 mamantana, 3 vonona
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 tsy misahirana na misasatra manangona fa vao tonga dia mahita izay ilaina [1.1]

Updated on 2025/09/12