Entry mamalan-kira (falana, hira)
Part of speech expression
Malagasy definition tsy manaraka ny tena feon-kira, na tsy mahatana feo, ka raha tsy lasa avo dia midina ambany [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31