| Entry | 1 mamadikota |
| Part of speech | 2 active verb |
| Explanations in Malagasy |
3 [Betsileo] mandinika (sakafo): Say nilefa ny aombe ke nanefasefa vavatsaso, namadikota eñ'ankijena (Nony nivoaka ny omby dia nandrapadrapaka ravinkazo ary nandinika eny ankijana
[1.78] |
| Synonyms | 4 mamadikota |
| Updated on 2026/02/04 |
|