| Entry | 1 malotoloto |
| Root | 2 lotoloto |
| Part of speech | 3 adjective |
| Allegation |
4 fanagasiana 5 fehy 6 fisotisoty 7 ikakilaysyifaralahy 8 maintyngerona 9 mavo 10 misotisoty [2.332#] |
| Examples |
11 Dia namaoka tànana tamin' izay vorodamba malotoloto izay izy.
[2.332#]
12 Izay hoe mba havelany hiakanjo na hitafy malotoloto na dia ao an-trano aza! [2.324#] 13 Eo am-pisoronana afo eo izy no mamaha ny lamba lavabe, malotoloto, fehy valahana. [2.356#] |
| Morphology |
|
| Updated on 2025/11/13 |
|