Entry malemy fanahy (lemy, ahy)
Part of speech expression
Malagasy definition olona morabe, tsy masiaka, mampiseho fitiavana, malemy paika, mora ifanarahana. [Rajemisa 1985]
English definition Kind, gentle in disposition. [Richardson 1885]
Examples Biby malemy fanahy sady tsara tarehy izy [Randzavola: Baiboly, page 33]

Updated on 2014/09/19