Entry malama vava (lama, vava)
Part of speech expression
Malagasy definition loza raha hiteny fa misosa mandeha dia mandeha ery ny teny aloakan' ny vavany [Rajemisa 1985]
Synonyms fihara-bava
Examples Ao koa ireo malama vava "boka vola", havanana amin'ny fitenenana, ary mampihaiky ny hafa. [Razafiarivony: Harivolana, page 143]

Updated on 2020/07/31