Entry malaho (laho)
Part of speech active verb
Malagasy definition  [Taimoro] (jereo halaho) [Rakotosaona 1975]
 Manan-tsiro masiatsiaka: Tsy tiako ity divay ity fa malaho izany [Rajemisa 1985]
Synonyms malaholaho
Compound words, titles, names 

Updated on 2017/12/20