| Entry | 1 maka am-bavany |
| Elementary words | 2 maka, 3 vava |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 mamototra olona hotsaraina; manontany sy mamotopototra olona mba hahitana izay marina momba ny ady na raharaha iray [1.1] |
| Explanations in English |
6 To cross-examine prisoners or accused persons. [1.2] 7 to question a suspect or a witness [1.7] |
| Explanations in French |
8 interroger un détenu ou un témoin [1.8] |
| Updated on 2025/09/12 |
|