|
|
|
|

Entry1  maizim-po
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  maizina, fo
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny olona tsy mba fatra-pamboraka ny ao ampony, jomoka, na malonilony

Anagrams  5  ampoizim, maizim-po

Updated on 2025/07/29